Mitohy hatrany ny hetsika fanadiovana ny tanànan’Antananarivo.
Ho an’ny androany 23 Aogositra 2026, dia niara-nisalahy ny ekipan’ny DAU nanadio teny amin’ny Avenue de l’Indépendance.
Andraikitra iombonan’ny rehetra ny fahadiovana sy fanadiovana ny Tanàna.